Teny iditra | piga > figana (gana) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny zavatra voakapoka mafy [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | La manière de retentir [1.3] | |
Fivaditsoratra | fangia, figana |
Teny iditra | piga > figaka (gaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba fanenon'ny ganagana [1.1] | |
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | |
Teny iditra | piga > figaka (gaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba fisotro toaka [1.1] | |
Fivaditsoratra | fangia, figana |