Teny iditra pihina (pika)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Kitihina hetsehina: Nopihiny tamin' ny vy kely ilay hidin-tranodia afaka
¶ Asiana rano mifantsitsitra: Piho rano kely aho fa mafana
¶ Vonoina (jiro mirehitra amin' ny herimbaratra): Piho amin' izay ny jiro hatoriana
¶ Akombona: Piho amin' izay ny elo fa efa maloka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be closed, as a pocket knife or an umbrella [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on ferme comme un canif ou un parapluie [Hallanger 1974]
Endriteny 
pihina
pihiko
pihinao
pihiny
pihintsika
pihinay
pihinareo
pihin'
pihin-
pihim-
pihi-
nopihina
nopihiko
nopihinao
nopihiny
nopihintsika
nopihinay
nopihinareo
nopihin'
nopihin-
nopihim-
nopihi-
hopihina
hopihiko
hopihinao
hopihiny
hopihintsika
hopihinay
hopihinareo
hopihin'
hopihin-
hopihim-
hopihi-
piho
Teny mitovy hevitra apika

2012/05/01