Teny iditra pika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fipitsihan-javatra miala amin' ny toerana misy azy, ka misy feo kely miaraka amin' izany; fampifantsitsirana; fandosirana. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a click of a knife or lock; a pocket-knife, probably from the click of a blade; sweet potatoes peeled and cooked with fat. [Richardson 1885]
 the click of a knife or a lock [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay action de sauter, de bondir, de jaillir, de se détacher, de se déboiter avec bruit, d'éclater en produisant une petite détonation
¶ action de s'évader [Abinal 1888]
 petit bruit ou éclat comme d'un canif qu'on replie [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Endriteny 
pika
piko
pinao
piny
pitsika
pinay
pinareo
pik'
pi-
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra pika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-boninkazo izay madinika maro loko mahafinaritra mitambatambatra ny felany [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Teny iditra pika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy bokotra misy andahiny sy ambaviny [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay bouton pression [SLP: Voambolana]

Teny iditra pika
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana anglisy  [Provincial] alone [Richardson 1885]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra pika
Sokajin-teny tambinteny [firaketana]
Famaritana anglisy  [Provincial] alone [Richardson 1885]

2018/10/04