Teny iditra pike
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Karazan-tsakamalao tsara fofona fihosotry ny vehivavy sakalava [1.1]

Teny iditra pike
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Tady mifatotra amin' ny laveroka ka mamaky ny laim-botry sady mifatotra koa amin' ny take [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31