Teny iditra pilaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Jejojejo mba hanaitra ny mason' ny lehilahy.
Mitovy hevitra: jefy ~ jejo ~ jila [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Frisky, wanton. [1.2]
Sampanteny 
Tovy hevitra pilapilaka
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31