Teny iditra piliavava
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaovana tsy anjery mikararana ka indraindray tsy heverina akory izay lazaina [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy something recited by heart without understanding the meaning [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay ce qui est appris de mémoire sans compréhension [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31