Teny iditra pin~
Sokajin-teny tsirinteny
Fanazavàna teny malagasy Fitambaran' ny P sy ny tsofoka na sisika IN hanaovana matoantenin' ny iharana amin' ny fototeny sasantsasany manomboka amin' ny P: pinaoka = p + in + aoka: voapaoka [1.1]

Teny iditra pin
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Paingotra
Hombo hazo na vy
Firavaka apetaka amin' ny fitafiana [1.17]

Teny iditra pin
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mametraka amin' ny paingotra na hombo; mitana mafy [1.17]

Teny iditra pin
Sokajin-teny anarana (lahy)
Fanazavàna teny malagasy Hazo misy dity [1.4]
 Anaran-kazo maitso lava sady midy dity [1.9]
Fanazavàna teny frantsay Hazo kesika [1.66]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/14