Teny iditra | pinaoka (paoka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voafaoka amim-pahakingana [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Enlevé, raflé lestement [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voapaoka | ||||||
Fivaditsoratra | nipoaka, pinaoka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |