Teny iditra pindy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanapitihana zavatra amin' ny fanondro izay aforitra amin' ny ankibe ka atsotra tampoka sy mafy
Mitovy hevitra: tsipindy [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2013/06/04