Teny iditra | pinelatra (pelatra) | ||||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Voapelatra, pelarana, voafelaky ny tehamaina: Nopinelany ilay zaza maivan-doha [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Souffleté [1.3] | ||||
Haiendriteny |
| ||||
Tovy hevitra | voapelatra | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |