Teny iditra pintsampintsana (pintsana)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Olona keliray na kelireny fa kinga;maivamaivana sy mailaka [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay svelte, mince et agile [Abinal 1888]
Sampanteny 
Fitovian-keviteny pintsana

2011/10/15