Teny iditra pintsana
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   kely, fingotra, manify [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]
   Olona keliray na kelireny fa kinga; maivamaivana sy mailaka [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   svelte, mince et agile [Abinal 1888]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   pintsampintsana

Nohavaozina tamin' ny 2011/10/15