Teny iditra pirenena > firenena (reny)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Vahoaka iray tany, teny sy fomba, ka mir [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a nation [Richardson 1885, Hallanger 1973]
   a clan, a race, a tribe [Richardson 1885]
   a people [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   nation [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   tribu, caste, peuplade, race, famille [Abinal 1888]
   peuple [Hallanger 1974]
Ohatra   Ary hafa firenena maro no efa henoko loa-bolana fa ny tenin' i Albert dia mihoa-danja noho ny sora-tànana sasany. [Andriamalala: Zazavavindrano, takila 38]
Andian-javatra roa lehibe no maha-firenena ny firenena. [Andriamalala: Fanagasiana, takila 3]
Voambolana  
Ny bikany  
firenena
fireneko
firenenao
fireneny
firenentsika
firenenay
firenenareo
firenen'
firenen-
firenem-
firene-
-pirenena
-pireneko
-pirenenao
-pireneny
-pirenentsika
-pirenenay
-pirenenareo
-pirenen'
-pirenen-
-pirenem-
-pirene-
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Lahatsoratra