Teny iditra pirinty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [angl. print] Taozavatra famerenana soratra na sary imbetsaka amin' ny taratasy, ka tarehintsoratra vy, izay atao hoe lohavy, no atambatambatra ho teny, dia asiana ranomainty ka apetaka miverimberina amin' ny taratasy ary dia ahazoana soratra mitovy betsaka azo anaovana gazety na boky [1.1]
Ny fihaviany Anglisy: print.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31