Teny iditra piseho (seho)
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny frantsay   Celui qui est fier, hardi [Vezo] [Poirot & Santio: Vezo (takila S)]

Teny iditra -piseho (seho)
Sokajin-teny   bikan' ny teny fiseho
Ohatra  
1Hany ka nateti-piseho ny ady an-trano. [Fagereng: Tantara, takila 50]
2Varian-dalao amin' ny hatsaran' ny hariva sy ny diavolam-penomanana haingam-piseho ny ankizy ny ankizy ka tsy mbola nisy niditra ny tokonana. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 23]

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/16