Teny iditra pitihina (pitika)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona na zavatra izay voan' ny rano mifantsitsitra: Pitihin' ny rano eo ianao fa mihataha [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : pitihina, pitihiko, pitihinao, pitihiny, pitihintsika, pitihinay, pitihinareo, pitihin', pitihin-, pitihim-, pitihi-
Ny lasa : nopitihina, nopitihiko, nopitihinao, nopitihiny, nopitihintsika, nopitihinay, nopitihinareo, nopitihin', nopitihin-, nopitihim-, nopitihi-
Ny hoavy : hopitihina, hopitihiko, hopitihinao, hopitihiny, hopitihintsika, hopitihinay, hopitihinareo, hopitihin', hopitihin-, hopitihim-, hopitihi-
Filaza mandidy : pitiho

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05