Teny iditra pitika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavatra miendaka na miala amin' ny zavatra iray: Piti-bomba
¶ Fialana tampoka ary toa mitsambikina [Rajemisa 1985]
 tsipika mitapatapaka [SLP 1986]
Famaritana frantsay pointillé [SLP 1986]
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

2013/06/04