Teny iditra | pitondrana > fitondrana (tondra) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Famindrana toerana zavatra entina miaraka amin' ny tena: Ohatrinona ny fitondranao ireto kitay ireto Fanaterana: Amin' ny mitataovovonana no fitondrana sakafo ho an' ny marary Fifehezana: Sarotra ny fitondrana olona Fitarihana: Fadio ny naman-dratsy izay tsy mikendry afa-tsy ny fitondrana anao amin' ny ratsy Fanaovana tsara na ratsy amin' olona: Zava-manahirana indraindray ny fitondrana havana [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | The act of carrying; government, leadership [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Action de porter; action de conduire; gouvernement [1.8] | |||
Kamban-teny |
| |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fitondrana io | |||