Teny iditra pitripitrika (pitrika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Feo heno amin' ny menaka rotsahana zavatra endasina. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay pétillement de la graisse dans la poêle [Abinal 1888]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra petrika

2014/11/09