Teny iditra plastika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. plastique] Zavatra amboarina amin' ny fomba simika, izay manify sy tantera-pahazavana nefa mafy, anaovana harona na fitoeran-javatra na karazandamba koa aza [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: plastique.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31