Teny iditra poaka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fitefotry ny basy na varatra: Poa-basy
¶ Fisehoan-javatra manaitra
¶ Fiposahan' ny masoandro amin' ny maraina, na avy ao anaty rahona: Poak' andro
¶ Forofotry ny kitrotro, bonibony... [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   an explosion [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   explosion, bruit d'un choc, coup de tonnerre
¶ éruption des ampoules, de la rougeole, de la variole
¶ apparition du soleil, soit à son lever, soit pendant le jour à travers les nuages
¶ révélation d'une chose cachée, d'un secret, d'un vol recélé; proclamation d'une loi [Abinal 1888]
   explosion, éclatement [Hallanger 1974]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny poaka itý (1): Ambatonapoaka

Teny iditra poaka
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Foana, tsy misy na inona na inona, tsy misy voany ao anatiny: Poaka ny tahon' ity zavamaniry ity ~ Poaka aty [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   Ce qui est creux à l'intérieur [Abinal 1888]
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Teny iditra poaka
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   jamba, tsy mahita intsony [Tanala] [Rakotosaona 1972]
Dikanteny frantsay   borgne [Abinal 1888]
Voambolana  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2016/07/28