Teny iditra poa-taho
Singan-teny poaka ; taho
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Taho tsy misy atiny; hazo tsy misy atiny toy ny volotsangana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Hollow-stemmed, as a rush [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Dont la tige est creuse, comme celle du bambou [1.3]
 (de poaka : creux, vide ; et taho : tige): à tige creuse, fistuleuse; chaume. Nom général des plantes comme le bambou, les grandes Poaceae, dont les entre-noeuds successifs sont vides. Comparer à poakaty. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/08