Teny iditra poety
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. poète] Mpanao na mpanoratra poezia: Iza no poety ankafizinao indrindra ?
Enti-milaza koa ny olona manao fitenenana feno sarisary ary mampamelovelo: Lasa poety indray i zokilahy izany [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: poète.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31