Teny iditra poezia
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. poésie] Tononkalo: Nahafinaritra izay poezia nataon' Isambilo tamin' ny fetin' ny reny izay
Toetran' ny zavatra mampisondrotra fanahy na mampamelovelo ny fo sy ny saina: Tsy misy tsy manembonembona eo anoloan' ny poezian' ny takariva mahatsara vahiny [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: poésie.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31