Teny iditra poizina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavatra mety hahafaty raha tafiditra ao anatin' ny tena amin' ny alalan' ny fihinanana, fisotroana, sns [Rajemisa 1985]
 zaka simika manimba ny taova [SLP 1986]
Famaritana anglisy poison [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay poison [Hallanger 1974, SLP 1986]
 (de l'anglais : poison). Nom donné à tout ce qui est toxique, susceptible d'empoisonner. Plus spécialement les fruits de Cerbera venenifera (Poir.) Steud. (Apocynaceae), longtemps employés comme poison ordalique. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Sampanteny 
Ny fihaviany Anglisy: poison.
Ohatra 
1Dia nandeha ilay dokotera, ka nentiny ilay antsy voaisy poizina. [Rabezandrina: Ikotofetsy]
2Hamamiana misy poizina matetika ka tsy maintsy hitandreman-tena fatratra. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 46]

2019/08/17