Teny iditra poka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Feo re mirefotra amin' ny fifandonana, fidonana: Po-doha. [Voambolana: Feo]
Mitovy hevitra: dona ~ gona ~ katroka ~ paika [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the bursting of something, a blow upon something hollow [Richardson 1885]
Famaritana frantsay coup, choc d'un objet contre un autre, bruit du choc [Abinal 1888]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra poka
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy  [Provincial] chill, fear [Richardson 1885]

2014/09/05