Teny iditra poketra
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   the ankle bone. See kitrokely [Richardson 1885]

Teny iditra poketra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karazana lasaka kely mazàna vita amin' ny hoditra, fitondran' ny vehivavy an-tanana ka ataony fasiana ny zavajavatra madinika tsy misaraka aminy, toy ny mosara, vola, sns.: Nanjary fomban-kaingon' ny vehivavy ankehitriny ny poketra noho ny bikany sy ny hasarobidin' ny zavatra nanaovana azy [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a purse, a handbag, a small portmanteau [Richardson 1885]
Ohatra   Lehilahy izy io, ary tiako ho fantatra ny misy ny poketrany na amin' ny paosiny aoriana na tsia. [Andraina: I Vola, takila 57]
Ny bikany  
poketra
poketrako
poketranao
poketrany
poketratsika
poketranay
poketranareo
Ny fihaviany   Anglisy: pocket.
Tsipelina hafa  

Nohavaozina tamin' ny 2014/10/22