Teny iditra politika
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Kely, madinika, pitiny [Rajemisa 1985]
Tsipelina hafa  

Teny iditra politika
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Teti-pitondrana: Manao politika, mpanao politika
¶ Hafetsena, hevitra: Olona be politika koa Rangahy iny [Rajemisa 1985]
Ohatra   Nohararaotiny ny zava-misy handiovana indray mifafa ny rivotra politika eto Madagasikara. [Andraina: Mitaraina, takila 207]
Ny fihaviany   Frantsay: politique.

Nohavaozina tamin' ny 2013/06/04