Teny iditra pondipondy (pondy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandraisan-javatra amin' ny tanana izay poriporetina na fenjafenjaina; poly. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra pondy

2009/02/23