Teny iditra pondy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandraisan-javatra amin' ny tanana izay poriporetina na fenjafenjaina; poly. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra pondipondy

Teny iditra pondy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] vanja [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] vanja: Jara-pondy añefitre ka tsy ba anañam-be (zara vanja lavitry ny toby ka tsy mba ananambe) [Rakotosaona 1972]

2010/05/06