Teny iditra poporohana
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Daholo, tsy misy avakavaka, avokoa: Toa tsy antitra, tsy tanora, fa poporohana indray miankohoka amin-dRavola ny vahoaka. (Ravelojaona)
Voa daholo: Poporohan' ny vovoka ny vahoaka [1.1]
Ohatra Toe-javatra maningana irery ve no lazain' ilay vato, sa efa poporohana? [2.285]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05