Teny iditra poretake
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanala] andreta (vorona), vorona tia sitrika anaty bozaka na toerana sarotra, lobolobo, tsaporetika: Mañano vonim-poretake (miafina eo akaiky eo anefa tsy hita na sarotra hita) lobolobo, tsaporetika [Rakotosaona 1972]
Voambolana 

2009/09/01