Teny iditra | poretina (poritra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Terena: Aza poretinareo aho fa avelao handeha Terena amin' ny tanana, razana: Noporetiny ny sandriko ka nikiakiaka aho [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be squeezed; to be constrained [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on presse, qu'on contraint [1.8] | ||||||||
Ohatra | Nentin-kiry i Dada indray andro, na raha tsy izany noporetin' ny tsi-fananan-dava, ka nony henony ilay filazana momba ny tanim-panjakana, mba namangitra teo izy.
[2.472] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tsipelina hafa | poritina | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |