Teny iditra poritra
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tery: Poritra aho fa mikisakisaha
¶ Sahirana mafy: Poritry ny volan' olona izy ka namidiny ny ombiny
¶ Maika, dodo-na: Poritry ny handeha izy ka teny am-baravarankely no nitsambikina. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy squeezed or crushed; embarrassed in trouble [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay embarrassé, troublé [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Ohatra Tsy nisy intsony ny karaman-jaitra, mpamonjy poritra anay. [Andraina: Mitaraina, takila 111]
Teny nalaina 

2017/04/03