Teny iditra poritsaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fahalatsahan-javatra tsy voatazona fa malama; fikorotsahana na fianjeran-javatra nafenina tany amin' ny tena; fandosirana na fidifiana na fialana an-tsokosoko mba tsy ho lifta [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2009/02/23