Teny iditra porofo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavatra na hevitra entina mana-marina ny filazana: Tsy manaiky aho raha tsy mahita porofo
¶ Fanamarinana: Anisan' ny porofon' ny fisian' Andriamanitra ny firindran' ny zavaboary
¶ Andrana: Porofon-tsary
¶ Sorapirinty voalahatra ka mbola halana diso: Manitsy ny diso amin' ny poro fom-pirinty [Rajemisa 1985]
 fanamarinana [SLP 1986]
Famaritana anglisy proof [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay preuve
¶ épreuve photographique [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay preuve, cliché, épreuve [SLP 1986]
Sampanteny 
Ny fihaviany Anglisy: proof.
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Zavatra tsy anananao porofo no antsoantsoinao, sady zava-doza rahateo koa. [Andraina: Mitaraina, takila 226]
2Tsy misy porofo na adi-hevitra izany, fa loko io ka samy manondro izay azoazony. [Andriamalala: Zazavavindrano]

2013/06/04