Teny iditra portogay
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Portogaly: Mifanila tany ny Espaniola sy ny Portogay
Mikasika an' i Portogaly, an' i Portogaly na avy any Portogaly: Mahay teny portogay ny firenena maro any Amerika atsimo [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: portugais.
Mpanahaka  Portogaly

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31