Teny iditra posy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [frantsay pousse-pousse] Karazana kalesy kodiaran-droa, taritin' olona, izay antsoina hoe borizano, ampiasaina amin' ny fitaterana amin' ny tanàn-dehibe sasantsasany; amin' ny tanàna misy havoana sy lemaka, dia roa ny borizano mitondra ny posy: ny iray mitarika ary ny iray manosika [Rajemisa 1985]
Voambolana  
Ny fihaviany   Frantsay: pousse-pousse.
Fitovian-keviteny   posiposy
Sary  

Teny iditra posy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   ventin-drefin-kalavana anglisy [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   pouce [SLP: Voambolana]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2010/09/14