Teny iditra pôtasy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy [frantsay potasse] Vongana fotsy mora levona ao anaty rano, fanadiovana ny lamba mainty ary miditra amin' ny fanaovan-tsavony [Rajemisa 1985]
 alkalia misy pôtasiôma [SLP 1986]
Famaritana frantsay potasse [SLP 1986]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: potasse.

2012/06/15