Teny iditra potika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Sombina, vaky: Poti-kena [Rajemisa 1985]
 sombinjavatra kely [SLP 1986]
Famaritana frantsay particule [SLP 1986]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra potika
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Rovitra, hotohoto, voarotika: Potika ny akanjony avy tao anatin' ny fifanjevoana tao / Hataoko potika ialahy fa aza be lama eo [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2017/03/26