Teny iditra potipotika (potika)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana anglisy   broken into small pieces; broken or spoiled; potehina [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   brisé en petis morceaux cassé, abîmé [Hallanger 1974]
Ohatra   Atody miady amam-bato amin' ny fisehon-javatra maro ny fiainany ka tena torotoro sy potipotika tokoa tsy misy azo anoharana intsony. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 147]
Sampanteny  

2015/10/01