Teny iditra potsika
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Natao torotoro toy ny vovoka: Tsy mety potsika ity mangahazo ity, fa mafy velona tahaka ny vato.
Mitovy hevitra: mongo ~ montsana ~ torotoro [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy mashed into a pulp [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay broyé, écrasé, come un oeuf [Abinal 1888]
 écrasé en pâte, pétri [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Ohatra Ohatra ny nisy zavatra re potsika tao. [Andraina: Mitaraina, takila 215]

2015/04/22