Teny iditra potsitra
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Loaka: Potsitra ny mason' ilay vorona
¶ Vaky, foy: Potsitra ny vay teo amin' ny hatony
¶ Miseho miharihary (enti-milaza ny zavatra nafenina ka vaky): Potsitra ny laingan-dRakoto [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny nalaina 

2009/02/23