Teny iditra prezi
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [fr, président] Teny fanajana fiantsoana ny lehibem-pikambanana, na izay mitari-draharaha amin' ny fivoriana: Mazàna ny Prezidà no fidin' ny mpikambana ao amin' ny fikambanana
¶ Filoham-panjakana ambony indrindra: Handalo ny Prezidà ka diovy tsara ny tanàna [Rajemisa 1985]
Voambolana  
Ny fihaviany   Frantsay: président.

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23