Teny iditra proma
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Voalohany, (mahazo) ny laharana voalohany: Nahatsiaro ny kanetiny tao am-paosiny i Koto, nefa tsy nety nijanona na dia minitra iray akory aza hijerena izay kanety nahazo proma (Raharolahy)
Ny mitarika ny lalao eo am-piandohana: Mbola aorianako ialahy fa izaho ny proma [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31