Teny iditra py
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] fikimpiana maso [Rakotosaona 1972]
   fikimpikimpin' ny maso, baiko atao amin' ny maso [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a twinkle, a wink. Used of the eye [Richardson 1885]
   a winking of the eye(s) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   clignotement des yeux [Hallanger 1974]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra py
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Sakalava] Maranitra (tandrok' ombalahy) [Rajemisa 1985]
Fifanahafana   Bikan'ny tandrok'omby

Nohavaozina tamin' ny 2013/06/04