Teny iditra ra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Zava-mihanankanana na ranoka menamena mikoriana eran' ny tenan' ny olombelona sy ny biby ka mamelona azy ary mivoaka amin' ny nofo velona raha voadidy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   blood [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   le sang [Abinal 1888]
   sang [Hallanger 1974]
Voambolana  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Lahatsoratra  
Haianarantany   Anaran-toerana misy ity teny ra ity (1): Andramasina

Teny iditra ra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] zavatra [Rakotosaona 1972]

Teny iditra ~ra~
Sokajin-teny   tsofoka [Teny amin' ny ~ra~]

Teny iditra ra-
Sokajin-teny   mpanoritra [firaketana]
Famaritana malagasy   Mpanoritra anarana zary tovona eo alohan' ny anarantsamirery milaza olona, indrindra amin' ny foko anivon-tany, ka atao ho maripanajana, mifanohitra amin' ny f: Rakoto, Ikoto [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a personal article added to words to form a proper name, as Rabe, Mr. Great. Comp. Andriana and I- [Richardson 1885]
   prefix of personal names, as : Rakoto, Rasoa [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   préfixe des noms propres, comme : Rakoto, Rasoa [Hallanger 1974]

Teny iditra ra
Sokajin-teny   kianteny [firaketana]
Famaritana anglisy   [Provincial] an interrogative particle, as: Iza Izato Ra? (Who is this?)
¶ See va, moa [Richardson 1885]

Teny iditra Ra
Sokajin-teny   anarana (simboly)
Famaritana frantsay   radiôma [Rakotonaivo 1993]
Famaritana malagasy   singa mivaingana, faha-88 amin'ny firaketan'i Mendeleiev. [3.1]
Famaritana anglisy   radium [3.1]
Voambolana  
Anarana siantifika   ra|Ra

2017/06/30