Teny iditra Rabemila
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Ohatra Fanaon' Ingahy Rabemila, rehefa avy manoro izay zavatra tokony hataon' ny ankizy ny mandeha mipetraka eo ambony ahitra. [2.356]

Teny iditra Rabemila
Sokajin-teny anarana hita ao amin' ny ohabolana [fitanisana]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/30