Teny iditra Rabezezika (be, zezika)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny sampy taloha
Ohatra Ary dia odihavandra no azy, ka Rabezezika no atao ny anarany. [Callet: Tantara, takila 235]

2014/01/11