Teny iditra raboka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] vely, famelezana [Rakotosaona 1972]

Teny iditra raboka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka, Tankarana, Tanosy] poumon. [David 1952, Rakotosaona 1972]
Voambolana 

Teny iditra raboka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Aretin' ny havokavoka avy amin' ny bibin' aretina atao hoe basila Koch [Rajemisa 1985]
 areti-mifindra mahazo ny taolana sy ny havokavoka [SLP 1986]
Famaritana frantsay tuberculose [SLP 1986]
Voambolana 
Mpanahaka  raboka mamely ny akoho amam-borona ~ raboka voalohany

Teny iditra raboka (boka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Kilalaon' ankizy isehoan-kakingana sy hafainganam-pandeha: misy ankizy iray izay atao hoe boka; manenjika ny ankizy rehetra eo izy, ka izay voakasiny dia boka misolo azy indray. Indraindray kosa anefa raha mitaingim-bato ireo enjehina, na toerana voatondro tsy hahaboka, dia tsy boka na dia voakasika aza: atao hoe tsibohaboka ny anaran' ilay kilalao amin' izany [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Teny iditra raboka
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Mahafaly] (de ra : particule placée devant les noms qu'on respecte, et boka : lépreux ou ayant un aspect misérable). Loudetia simplex subsp. stipoides Bosser (Poaceae). Herbe très raide et mauvaise fourragère. Les Betsileo prétendent qu'elle est responsable de la tuberculose des boeufs (parce qu'ils appellent aussi cette maladie : raboka). Voir aussi horona, kidrodrotra. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Loudetia simplex subsp. stipoides

2017/12/10